Bûche de Noël

Araka ny efa nolazaina t@ vaovaom-piangonana t@ alahady teo moa dia mikasa ny hizara Buches de noel amintsika mpiara-mivavaka ny fiangonana ny alin’ny 24/12, aorinan’ny fizarana ny bonbons sy cadeaun’ny ankizy. Koa momba an’izay dia ilaina ny fisoratantsika anarana ho an’ireo izay mikasa ny ho tonga amin’io 24/12 io ahafahana manisa ny buches tokony ho vidiana. Manasa antsika mba handefa sms @ 06 29 78 16 29 sy milaza izay parfum mety aminy (Forêt noire, Chocolat, Framboises, Tiramisu, Crème de marrons d’Aubenas). Mila atao mialoha ny commande koa dia ny Alakamisy 17/12 ho avy izao no fotoana farany isoratana anarana. Misaotra antsika rehetra. Ny Tompo hitahy.