Culte 20/12/2020

Fampatsiahivana vetivety ihany. 

Hatomboka @ 11ora ny cultentsika rahampitso 20/12/2020 izay hotanterahana ao amin'ny

Salle Tourrière 
14 Rue des Escholiers
34430 Saint Jean de Vedas

Iangaviana isika miandraikitra ny fitondrana ny entan’ny fiangonana mba ho tonga mialoha amin'ny fandaminana. Misaotra mialoha. 

Ny Tompo hitahy.