Culte sabotsy 12/12/2020

Mampatsiahy antsika rehetra fa hisy ny culte (fotoam-pifohazana) izay tarihin'ny mpiandry, koa manasa antsika hanatrika izany.Tanterahina ao amin'ny application Jitsi Meet manomboka amin'ny 20h ny sabotsy 12/12/2020 ho avy  izao.

Mirary ny fiadanan'ny Tompo ho antsika rehetra!