Fankalazana ny Noely
Miarahaba
Anio 24/12/2020 amin'ny 8 ora alina ny fotoam-pivavahana, arahina fankalazana ny sasa-kalina sy fizarana vatomamy, fanomezana ireo zanantsika ary ho faranana amin'ny fizarana bûches avy amin'ny Fiangonana.
Ny 25/12/2020 kosa dia hanomboka amin'ny 10h30 ny fotoam-pivavahana fankalazana ny Noely izay hisy fandraisana ny fanasan'ny Tompo. Tsahivina ihany koa fa hisy ny valopin'ny Noely.
Manao veloma finaritra homban'ny fitahian'i Jesosy.