SALOMA Alahady 20/12/2020
Miarahaba antsika rehetra tompoko, indrindra ny SALOMA zay antsoina mba ho tonga ny Alahady 20 Décembre ho avy zao. Toa izao ary ny programatsika :
* fidirana amin'ny 10 ora eny amiin'ny Salle Tourriere St Jean de Védas
- 1) fianarana teny malagasy hosahanin'i Ramatoa Domoina
- 2) fianarana Sekoly Alahady (fanomanana ny Krisimasy)
- 3) faranantsika @ vokatra ao aorianan'ny culte.
Mangataka ny fitondrantsika am-bavaka izany fikasana rehetra izany tompoko dia mirary ny fiadanan'ny Tompo ho amintsika rehetra.
Lanto, Filoha SALOMA