Vokatra SALOMA
Miarahaba antsika Fiangonana @ anaran i Jesosy.
Araka zay voalaza tamin ny filazan-draharaha tamin'ny Alahady lasa teo dia mampahatsiahy antsika fa hisy vokatra hatao ny Alahady 20/12/20 ho fanohanana ny SALOMA. Mitaona sy manantena antsika àry @ fandraisana anjara. Raisina an-tanandroa na ny vokatra havadika ho vola na solom-bokatra tompoko.
Mirary ny fiadanan i Jesosy ho @ tsika rehetra.
Lanto, Filoha SALOMA