Culte 17/01/2021
Ilazana isika rehetra fa hisy Culte isika rahampitso izay ho tanterahana ao amin'ny Chapelle Eglise Saint Jacques. Ny adiresy 161 avenue Pedro de Luna 34070 MONTPELLIER. Hanomboka à 11 ora toy ny mahazatra ny fotoana ary hisy ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo.