Fanombohan'ny SALOMA

Mampatsiahy fa ny alahady 10 janoary 2021 indray ny SALOMA vao manohy indray ny fianarana.

Toy ny mahazatra, miditra amin'ny 10 ora ao amin'ny salle Tourrière Saint Jean de Védas ary atomboka amin'ny fampianarana teny malagasy.

Mirary soa indrindra tompoko.