Fotoam-pifohazana 09/01/2021

Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy lohan'ny fiangonana, mampatsiahy ary manentana antsika mpiangona fa ny fotoam-pifohazana dia manomboka amin'ny 20h ny sabotsy 09/01/2021 ho avy izao ary anasana antsika rehetra ao amin’ny application jitsi meet.