Culte 21/02/2021
Miarahaba antsika rehetra. - Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 21/02 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ Chapelle Eglise Saint Jacques. Fidirana amin'ny 11 ora. - SALOMA : Hisy ny fampianarana ny sekoly alahady hanomboka amin'ny 10 ora - FIFIL : Hisy ny fotoam-pifohazana ny Sabotsy hariva amin'ny 20h tanterahana ao @ Skype « FLMMontpellier » izay anasana ny fiangonana rehetra. Ny Tompo anie hitahy antsika