Culte 21/03/2021
Miarahaba antsika rehetra.
- Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 21/03 ho avy izao dia ho tanterahana ao amin’ny Chapelle Eglise Saint Jacques. Fidirana amin’ny 11 ora.
- SALOMA : Hisy ny fampianarana ny sekoly alahady hanomboka amin’ny 10 ora
- FIFIL : Hisy ny fotoam-pifohazana ny Sabotsy hariva amin’ny 20h tanterahana ao amin’ny Skype « FLMMontpellier » izay hanasana ny fiangonana rehetra.
- KTLM : Hisy ny fampianaran-kira amin’ny 10h15, mialoha ny culte.
Ny Tompo anie hitahy antsika.