Culte 15/03/2021
Miarahaba antsika rehetra.
- Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 15/03 ho avy izao dia ho tanterahana ao amin’ny Chapelle Eglise Saint Jacques. Fidirana amin’ny 11 ora. Hisy ny fandraisana ny Fanasan’ny Tompo.
- SALOMA : Hisy ny fampianarana ny sekoly alahady hanomboka amin’ny 10 ora.
- KTLM : répétition alohan'ny culte amin'ny 10 ora 15 min.
- FIFIL : Hisy ny fotoam-pifohazana ny Sabotsy hariva amin’ny 20h tanterahana ao amin’ny Skype « FLMMontpellier » izay hanasana ny fiangonana rehetra.
Ny Tompo anie hitahy antsika.