Isan-droavolana 17/04/2021 Toulouse

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (FLM)

SYNODAM-PARITANY F.L.M.E

FILEOVANA MARSEILLE

FITANDREMANA MONTPELLIER

 

FANEVA : Ezekiela 34, 11 "Indro, Izaho, eny Izaho no hiahy ny ondriko sy handinidinika azy."

 

FIVORIANA ISAN-DROAVOLANA FITANDREMANA FLME MONTPELLIER

 

Sabotsy 17 aprily 2021 sy Alahady 18 aprily 2021

Toerana : FLME Toulouse

62 Route de Blagnac

31200 Toulouse


Sabotsy 17 aprily 2021 :

Fanombohana : 17 ora

Tapany I : fampianarana

Tapany II : asa sy fampaherezana

Tapany III : antsam-panahy


Alahady 18 aprily 2021 :

Fanombohana : 10 ora sy sasany

Misy fandraisana ny fanasan’ny Tompo