Articles

Affichage des articles du mai, 2021

Culte 16/05/2021

 Miarahaba antsika rehetra.  - Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 16/05 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ Chapelle Eglise Saint Jacques. Fidirana @ 11 ora. Eto an-toerana ny Pastora koa dia hisy ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo.  - SALOMA : Hisy ny fampianarana ny sekoly alahady hanomboka @ 10 ora Ny Tompo anie hitahy antsika.

Culte 02/05/2021

Miarahaba antsika rehetra.  - Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 02/05 ho avy izao dia ho tanterahana ao amin’ny Chapelle Eglise Saint Jacques. Fidirana amin’ny 11 ora. - SALOMA : Hisy ny fampianarana ny sekoly alahady hanomboka amin’ny 10 ora Ny Tompo anie hitahy antsika.