Culte 02/05/2021
Miarahaba antsika rehetra.
- Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 02/05 ho avy izao dia ho tanterahana ao amin’ny Chapelle Eglise Saint Jacques. Fidirana amin’ny 11 ora.
- SALOMA : Hisy ny fampianarana ny sekoly alahady hanomboka amin’ny 10 ora
Ny Tompo anie hitahy antsika.