Culte Pentecôte

Miarahaba antsika rehetra. 

- Ny fotoam-pivavahana ny Alahady Pantekosta 23/05 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ Salle Tourrière  Saint Jean de Vedas. Fidirana @ 10 ora tsy diso satria ny Pastora dia mbola handeha hampivivavaka any Toulouse ny tolakandro. 

- SALOMA : Tsy hisy ny fampianarana sekoly alahady

Ny Tompo anie hitahy antsika.