Isan-telovolana 19-20/06/2021

Faneva : " Fa famindrampo no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa- drà". Hosea6.6a

FIVORIANA ISAN-TELOVOLANA FILEOVANA MARSEILLE

Asabotsy 19 sy Alahady 20 Jona 2021

Toerana: FLM Montpellier 14 rue des escholiers Saint Jean de védas 34430 - Salle Tourrière

Alahady 20 Jona 2021

(III aorian’ny Trinite)

(Fotoampivavahana Litorjika "Présentiel")

9ora sy 30mn : Sekoly Alahady Mpitarika : Rtoa Lanto Ralaitsizafy.

Fanombohana fotoam-pivavahana 10ora 30mn Alitara sy Torinteny : Pastora Flavien Volatombo

Mpitarika : Katekista Velosaotsy

Vakiteny

TT : Mika 7.18-20. Rtoa Rado Landy

Epistily : 1 Petera5.6-11. Katekista Tahiry Ratsiambahotra Filazantsara : Lioka 15.1-10. Atoa Hendry Rabarisoa

Toriteny : Matio 9.9-13

Filazandraharaha

-Fandraisam-pitenenana

-Rakitra (indroa mihodina: 1.Rakitra 2.Valopin’ny Fivoriana)

Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo.

Famaranana : Katekista François D'Assise Rakotoarimanana

   Ho Voninahitr' Andriamanitra irery ihany !