Articles

Affichage des articles du juillet, 2021

Fandaminana

Salama e, Fampatsiahivana vetivety. Araka ny efa voalaza t@ filazam-baovao t@ alahady lasa teo dia atao anaty barkety ny sakafo ho zaraina ny alahady ho avy izao. Vary sy laoka ravitoto+henakisoa no tapaka ho atao ka ny vary dia ny fiangonana no hiantoka azy fa ny laoka kosa dia iangaviana samy mba hitondra isika tsirairay eto an-toerana. Asiana mihoatra kely mba hisy hozaraina amin’ireo vahiny izay ho tonga avy any Toulouse. Misaotra mialoha antsika rehetra ary Jesosy hitahy.

Isan-droa volan’ny fitandremana Montpellier

Miarahaba antsika rehetra.  - Alahady fivoriana isan-droavolan’ny Fitandremana Montpellier ny Alahady 01/08 ho avy izao koa araka ny programa efa nampitaina dia eny @ Salle Tourrière Saint Jean de Vedas no hanatanterahana ny fotoam-pivavahana ary hanomboka @ 10 ora sy sasany.   Ny Tompo anie hitahy antsika.

Culte 11/07/2021

 Miarahaba antsika rehetra.  - Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 11/07 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ salle Henri Bois ao @ CUP. @ 11 ora no hanombohana ny fotoana. Ny Tompo anie hitahy antsika.

Culte 04/07/2021

Miarahaba antsika rehetra.  - Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 04/07 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ salle Henri Bois ao @ CUP (Centre Universitaire Protestante). @ 11 ora no hanombohana ny fotoana. - SALOMA : Hisy ny fampianarana ny sekoly alahady hanomboka @ 10 ora Ny Tompo anie hitahy antsika.