Culte 04/07/2021
Miarahaba antsika rehetra.
- Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 04/07 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ salle Henri Bois ao @ CUP (Centre Universitaire Protestante). @ 11 ora no hanombohana ny fotoana.
- SALOMA : Hisy ny fampianarana ny sekoly alahady hanomboka @ 10 ora
Ny Tompo anie hitahy antsika.