Culte 11/07/2021

 Miarahaba antsika rehetra. 

- Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 11/07 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ salle Henri Bois ao @ CUP. @ 11 ora no hanombohana ny fotoana.

Ny Tompo anie hitahy antsika.