Fandaminana

Salama e,

Fampatsiahivana vetivety. Araka ny efa voalaza t@ filazam-baovao t@ alahady lasa teo dia atao anaty barkety ny sakafo ho zaraina ny alahady ho avy izao. Vary sy laoka ravitoto+henakisoa no tapaka ho atao ka ny vary dia ny fiangonana no hiantoka azy fa ny laoka kosa dia iangaviana samy mba hitondra isika tsirairay eto an-toerana. Asiana mihoatra kely mba hisy hozaraina amin’ireo vahiny izay ho tonga avy any Toulouse.


Misaotra mialoha antsika rehetra ary Jesosy hitahy.