Isan-droa volan’ny fitandremana Montpellier
Miarahaba antsika rehetra.
- Alahady fivoriana isan-droavolan’ny Fitandremana Montpellier ny Alahady 01/08 ho avy izao koa araka ny programa efa nampitaina dia eny @ Salle Tourrière Saint Jean de Vedas no hanatanterahana ny fotoam-pivavahana ary hanomboka @ 10 ora sy sasany.
Ny Tompo anie hitahy antsika.