Culte 29/08/202
Miarahaba antsika rehetra. Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 29/08 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ salle Henri Bois ao @ CUP. @ 11 ora no hanombohana ny fotoana. Eto an-toerana ny Pastora koa dia hisy ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo. Ny Tompo anie hitahy antsika.