Culte 08/08/2021
Miarahaba antsika rehetra.
Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 08/08 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ salle Henri Bois ao @ CUP (Centre Universitaire Protestante). @ 11 ora no hanombohana ny fotoana. Eto an-toerana ny Pastora koa dia hisy ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo.
Ny Tompo anie hitahy antsika.