Culte 19/09/2021
Miarahaba antsika rehetra. - Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 19/09 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ salle Henri bois ao @ CUP. Fidirana @ 11 ora. - SALOMA : Hisy ny fampianarana sekoly alahady izay miditra @ 10 ora. - FIFIL : Hisy ny fotoam-pifohazana ny Sabotsy hariva @ 20h tanterahana ao @ Skype « FLMMontpellier » izay hanasana ny fiangonana rehetra. Ny Tompo anie hitahy antsika.