Culte 05/09/2021
Miarahaba antsika rehetra.
- Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 05/09 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ salle Henri bois ao @ CUP. Fidirana @ 11 ora.
- SALOMA : Hanomboka ny fampianarana sekoly alahady izay miditra @ 10 ora.
- FIFIL : Hisy ny fotoam-pifohazana ny Sabotsy hariva @ 20h tanterahana ao @ Skype « FLMMontpellier » izay hanasana ny fiangonana rehetra.
Ny Tompo anie hitahy antsika.