Culte 12/09/2021
Miarahaba antsika rehetra.
Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 12/09 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ salle Henri bois ao @ CUP. Fidirana @ 11 ora. Eto an-toerana ny Pastora koa dia hisy ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo.
- SALOMA : Hisy ny fampianarana sekoly alahady izay miditra @ 10 ora.
Ny Tompo anie hitahy antsika.