Fampianarana 11/09/2021
Salama
Hisy fampianarana Soratra Masina ho entin' i Pastora ny asabotsy ho avy izao hanokafana koa ny activité sy ny asa miandry antsika Fiangonana amin'ity taona ho avy ity ka ny bokin'ny Apokalypsy, dia ny Epistily ho any Fiangonana tao Sardisy no hampianarina amin'izany Apokalypsy 3, 1-5 , izay mahafaoka sy hazahoana mampahery antsika Fiangonana koa ao anatin'izao vanim-potoana sy toe-draharaha misy amin'izao fotoana izao, anasana antsika rehetra izany, kasaina hatao any amin'ny chapelle ny Cup izy io ary hasiana ihany koa ny en ligne.
Manantena antsika rehetra tompoko
Ho lazaina antsika eo ihany ny ora
Tahin'i Jesosy