Isan-telovolana Marseille 25-26/09/2021
Salama,
Indro ampitaina amintsika ny programa @ isan-telo volana izay atao any Marseille ny 25 sy 26 Septambra ho avy izao. Araka ny efa voalaza t@ vaovaom-piangonana dia « présentiel » ny Asabotsy sy ny Alahady. Noho izany dia miangavy ireo izay mikasa ny hanatrika any an-toerana mba hampilaza mialoha ny Pastora na ny Filoham-piangonana mba ahafahana mijery izay handaminana azy.
Misaotra antsika rehetra. Tahin’i Jesosy