Culte 24/10/2021
Miarahaba antsika rehetra.
Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 24/10 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ salle Henri bois ao @ CUP. Fidirana @ 11 ora. . Eto an-toerana ny Pastora koa dia hisy ny Batisa sy ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo.
- SALOMA : Hisy ny fampianarana sekoly alahady izay miditra @ 10 ora.
- FIFIL : Hisy ny fotoam-pifohazana ny Sabotsy hariva @ 20h tanterahana ao @ Skype « FLMMontpellier » izay hanasana ny fiangonana rehetra.
Ny Tompo anie hitahy antsika.