Isan-taona SP FLME 2021 30-31/10/2021
Teny Faneva : « Fa tsy menatra ny Filazantsara aho ; fa herin'Andriamantra ho famonjena izay rehetra mino izany » Romana 1.16a
Toerana hivoriana:
Chapelle de l'Établissement privé catholique Saint-Charles
2 Rue Geneviève Anthonioz de Gaulle
MPAMPIANTRANO : FILEOVANA ILE DE FRANCE
ASABOTSY 30 ÔKTÔBRA 2021
13H - 14H30 : FANOMPOAMPIVAVAHANA FANOKAFANA
14H40 - 16H : FAMPIANARANA SORATRA MASINA
16H30 - 18H : ASA SY FAMPAHEREZANA
18H30 - 20H : ANTSAM-PIDERANA
20H - 21H : FIVORIAN'NY KOMITIN'NY SYNODAM-PARITANY FLME
ALAHADY 31 ÔKTÔBRA 2021
10H30 - 15H15 : FANOMPOAMPIVAVAHANA ARAKA NY RITOALY FAMARANANA NY ISANTAONA