Vaovao mahakasika ny Isan-taona

Salama

Indro ny vaovao voaray, raha mety mba alefa amin'ny Fiangonana izay maniry ny hanotrona izany isan-taona izany.

Tahin'i Jesosy 


Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompo.  

Arakin'ny hafatra izay nalefan'ny tompon-trano dia tsy maintsy mandefa ny liste ny anaran'ny olona présent amin'ny isan-taona isika alohan'ny 28 octobre, izany dia ho fanajana ny plan vigipirate izay apetrak'izy ireo ka izay tsy ao anaty liste dia tsy afaka ampidirin'ny gardien ao Athis Mons. 

Noho izany dia mila misoratra anarana amin'ity rohy ity izay ho avy hanatrika ny fotoana:

https://forms.gle/ef7rtJcdhVQXMAbg6


Misaotra mialoha anareo amin'ny fiarahana miasa tompoko. 

Mirary tontolo andro feno ny fitahian'i Jesosy. 

Ny mpitan-tsoratra 

Rtoa Zo