Articles

Affichage des articles du novembre, 2021

Culte 07/11/2021

Miarahaba antsika rehetra.  Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 07/11 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ CUP. Fidirana @ 11 ora. . Eto an-toerana ny Pastora koa dia hisy ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo. - SALOMA : Hisy ny fampianarana sekoly alahady izay miditra @ 10 ora. Ny Tompo anie hitahy antsika.