Culte 19/12/2021
Miarahaba antsika rehetra.
Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 19/12 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ CUP (salle Henri Bois na Chapelle). Fidirana @ 11 ora.
SALOMA : Hisy ny fampianarana sekoly alahady izay miditra @ 10 ora.
Hisy ny asa sy fampaherezana
Ny Tompo anie hitahy antsika.