Dons SALOMA
Miarahaba amin'ny anaran'i Jesosy tompoko.
Araky ny vaovao efa nampitana tamintsika amin'ny fandraisana anjara "dons" ho an'ny Saloma dia mitaona antsika zay niroso amin'izany mba hametraka ilay izy any amin-dRamatoa Feno alohan'ny Asabotsy amin'ny 12 ora atoandro.
Dia misaotra indrindra mialoha tompoko. Tahian'i Jesosy.
Ekipan'ny Sekoly Alahady