Isan-telovolana 11-12/12/2021 Montpellier

Salama e! Indro ampitaina amintsika ny Programa amin'ny isan-telovolana izay ho tanterahina ny 11/12 décembre ho avy izao eto Montpellier, salle Tourrière Saint Jean de Vedas.


Asabotsy 11 Desambra 2021 

Toerana : FLM Montpellier 

14 rue des escholiers Saint Jean de Védas 34430 

Salle Tourrière 

11 ora fivorian’ny komitin’ny fileovana. 


TAPANY I: Fanombohana 3 ora tolakandro 

Mpitarika: Katekista RAKOTOARIMANANA F. D’Assise 

Vakinteny: Ezekiela 18, 29-32 Rtoa BASSASH Ninie Lioka 3, 1-6 Rtoa DAVIDSON Voahirana

Fampianarana: Pastora RAKOTOMAHEFA Tahina Eloi 

«Ny Fibebahana» Filazandraharaha sy rakitra 


TAPANY II : Asa sy fampaherezana 

Mpitarika sy mpandamina : Rtoa RATSIAMBAHOTRA Félicité 

Torinteny : Pastora RANDRIANIRINA Mino 

Fialana hetaheta sy korana 


TAPANY III : Noelin’ny fileovana 

Mpitarika sy mpandamina : Rtoa RANDRIANASOLO Hanitra


Alahady 12 Desambra 2021

Toerana : FLM Montpellier 

14 rue des escholiers Saint Jean de Védas 34430

Salle Tourrière 


Saloma : 09 ora sy sasany


Fotoam-pivavahana litorjika : 10 ora sy sasany 

Alitara sy Torinteny: Pastora LOTERA Patric M. 

Mpitarika: Katekista VELOSAOTSY Nambinina