Vokatra sy varotra sakafo SALOMA
Jesosy irery ihany,
Ampitiavana hatrany no hanasanay SALOMA Sekoly Alahady antsika ray aman-dreny hanohana anay amin'ny VOKATRA sy VAROTRA SAKAFO (amin'ny vidiny mirary) ny Alahady 5 Décembre ho avy izao aorian'ny culte.
Izany moa no atao dia hanomanana ny krismasy ( cadeaux sy bonbons) ho an'ny ankizy sy hanefanay ny adidy eo anivon'ny FLME.
Mirary soa tompoko
Ny Ekipan'ny Saloma Montpellier