Culte 02/01/2022

Salama e. Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2022. Mirary ny soa sy ny tsara rehetra ary samy mba ho tahian’Andriamanitra daholo isika rehetra.

Fampatsiahivana fohy fa ao @ CUP no hankalazantsika ny alahadin’ny Epifania rahampitso. Hatomboka @ 11ora ny fotoana.

Tahin’i Jesosy.