Culte 16/01/2022

Miarahaba antsika rehetra. 

Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 16/01 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ CUP (salle Henri Bois na Chapelle). Fidirana @ 11 ora. 

SALOMA : Hisy ny fampianarana sekoly alahady izay miditra @ 10 ora.

Hisy ny asa sy fampaherezana.

Ny Tompo anie hitahy antsika.