Culte 23/01/2022
Miarahaba antsika rehetra.
Ny fotoam-pivavahana ny Alahady 23/01 ho avy izao dia ho tanterahana ao @ CUP (salle Henri Bois na Chapelle). Fidirana @ 11 ora.
SALOMA : Hisy ny fampianarana sekoly alahady izay miditra @ 10 ora.
Hisy ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo.
Ho tanterahana aorinan’ny fotoam-mpivavahana ny famangiana an’i Valentine mianakavy.
Ny Tompo anie hitahy antsika.