Isan-droa volana 05-06/02/2022

 Indro omena anao ETO ny programan'ny isan-droa volan'ny Fitandremana Montpellier.

Sabotsy 05 sy Alahady 06 febroary 2022

Toerana : FLME MONTPELLIER

Adresse: 14 rue des Escholiers Saint Jean de Vedas 34430

(Salle Tourrière)