Tratry ny taona 2022

 " Jehovah hiaro anao na mivoaka na miditra hatramin'izao ka ho mandrakizay." Salamo 121, 8


Izany Tenin'Andriamanitra izany no entinay mianankavy miarahaba anao sy ny ankohonanao hiatrehana izao taona vaovao 2022 izao.

Mirary taon-jina ho any tsirairay homban'ny fitahin'i Jesosy