Culte 20/02/2022
Miarahaba antsika rehetra.
Ny fotoam-pivavahana ny rahanmpitso Alahady 20/02 dia ho tanterahana ao @ CUP. Fidirana @ 11 ora.
SALOMA : Tsy hisy ny fampianarana sekoly alahady.
Hisy ny asa sy fampaherezana.
Indro ny tatitra momba ny rakitra farany.
Ny Tompo anie hitahy antsika.