Articles

Affichage des articles du mars, 2022

Fotoana 13 mars 2022

Salama. Mampatsiahy antsika fa araka ny calendrier izay efa nampitaina dia Fampianarana momba ny FANOLORAN-TENA ny alahady maraina ho avy izao izay hanomboka @ 10 ora maraina mialoha ny Culte ao @ CUP. Izany dia hanasana antsika fiangonana manontolo. Tsy hisy araka izany ny fampianarana Sekoly alahady io maraina io. Tahin’i Jesosy

Fifidianana ny birao sy ny komitin'ny FDL

Salama. Mampatsiahy sy manentana antsika rehetra @ fotoana isan-telovolana atao any Marseille ny asabotsy sy ny alahady ho avy izao. Itsy efa nampitaina etsy ambony ny programa. Araky ny efa fantatsika ihany koa dia ny asabotsy ho avy izao, mandritran'ny isan-telovolana no hanatanterahana ny fifidianana ny birao sy ny komitin'ny FDL ny fileovana, asaina isika FDL mba samy hiomana amin'izany.