Alahadin'ny Paska 17/04/2022
Salama,
Ilazana isika fa ny Fifil dia manomana fivarotan-tsakafo ho antsika ny Alahadin'ny Paska ho avy izao ho fanampiana amin'ny dian’izy ireo hamonjy ny fiofanana any amin'ny Toby Pouru Saint Remy ny 29, 30 avril ary ny 1 mai ho avy izao.
Henakisoa sy akoho ary Kabaro sy hen'omby no laoka, misy ihany koa crudité sy ny desserts, 10€ ny fandraisan’anjara. Izany dia ho tanterahana ao amin'ny CUP aorinan’ny culte, ka anasana antsika tsy ankanavaka hiara-hanotrona izany,
Ny fanompoam-pivavahana kosa dia hanomboka 10 :30 amin'io ary tsisy ny activitén'ny sampana , hisy ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo no hisy ihany koa ny valopin'ny Paska toy ny fanaontsika isan-taona
Samia mahatsiaro ambavaka izany fotoan-dehibe izany.
Veloma mandrampihaona