Articles

Affichage des articles du mai, 2022

Isan-droa volana 11-12 jona 2022

Image
 

Culte 22/05/2022

Miarahaba antsika rehetra,  Fandraisana ny fanasan'ny Tompo amin'ny alahady ho avy izao ka dia mampiomana antsika rehetra amin'izany ! Amin'ny 11 ora no fidirana, ao amin'ny Faculté de théologie Protestante hatrany ( CUP). Manao veloma finaritra homban'ny fitahian'i Jesosy

Fotoana 08/05/2022

Salama Araky ny calendrier-tsika ao dia hisy fampianarana ny alahady 8 May ho avy izao, fampianarana miompana indrindra amin'ny faka-panahy sy ny fizahan-toetra ary ireo kristiana izay mahatoky eo anatrehan'Andriamanitra, arak'izany dia miato ny activitény sampana alahady izao, ny fidirana kosa dia hanomboka amin'ny 10 ora. Aorian'ny fampianarana dia hiatrika ny culte arahina fandraisana ny fanasan'ny Tompo isika. Manao veloma finaritra homban'ny fitahian'i Jesosy no samia mahatsiaro ambavaka ny fotoana.

Hetsika KTLM FLME Marseille 07/05/2022

Image