Culte 22/05/2022
Miarahaba antsika rehetra,
Fandraisana ny fanasan'ny Tompo amin'ny alahady ho avy izao ka dia mampiomana antsika rehetra amin'izany !
Amin'ny 11 ora no fidirana, ao amin'ny Faculté de théologie Protestante hatrany ( CUP).
Manao veloma finaritra homban'ny fitahian'i Jesosy