Fotoana 08/05/2022

Salama

Araky ny calendrier-tsika ao dia hisy fampianarana ny alahady 8 May ho avy izao, fampianarana miompana indrindra amin'ny faka-panahy sy ny fizahan-toetra ary ireo kristiana izay mahatoky eo anatrehan'Andriamanitra, arak'izany dia miato ny activitény sampana alahady izao, ny fidirana kosa dia hanomboka amin'ny 10 ora. Aorian'ny fampianarana dia hiatrika ny culte arahina fandraisana ny fanasan'ny Tompo isika.

Manao veloma finaritra homban'ny fitahian'i Jesosy no samia mahatsiaro ambavaka ny fotoana.