Articles

Affichage des articles du juin, 2022

Pentekosta 2022

Salama tompoko  Mampandre antsika rehetra fa ny fotoam-pivavahana amin'ny andro Pentekosta amin'ny alahady ho avy izao dia hatao ao amin'ny CUP ihany ( Faculté de théologie Protestante) fa tsy eny amin'ny salle Tourrière araky ny efa nolazaina antsika, amin'ny 10 ora sy sasany ny fanombohan'ny fotoana. Hisy ny fanamasinana ny konfirmanda ary amin'ny maha fotoan-dehibe azy dia hisy ihany koa ny valopin'ny Pentekosta ka dia mampiomana antsika ny amin'izany no samia mitondra ambavaka ny fotoana.  Manao veloma finaritra homban'ny fitahian'i Jesosy