Articles

Affichage des articles du juillet, 2022

Culte 24/07/2022

Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'Ilay tia antsika dia i Jesosy Kristy Tompontsika   Misokatra ny Fiangonana alahady ho avy izao, hisy arak'izany ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo.  Mampiomana antsika rehetra amin'izany.  Manao veloma finaritra homban'ny fitahian'i Jesosy

Fampilazana

Mampandre antsika rehetra fa noho ny antony manokana dia mikatona ny Fiangonantsika ny alahady 17/07 ho avy izao. Tahin'i Jesosy.

Isan-taona Toby Pouru Saint-Remy

Image